1 Samuel 19:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandefa iraka indray i Saoly hizaha an’i Davida ka niteny hoe: Ento miakatra atỳ amiko amin’ny farafara izy hovonoiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa naverin’i Saola indray ny olona nirahiny hizaha an’i Davida, ka hoy izy: «Ento mankatỳ amiko amin’ny farafara izy, hamonoako azy».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nalefan’i Saoly hijery an’i Davida fanindroany ireo iraka sady nohafarany hoe: –Ento atỳ amiko amin’ny farafara izy fa tsy maintsy matiko!
Malagasy Bible 1865
Ary Saoly naniraka ny olona hizaha an'i Davida indray ka nanao hoe: Ento miakatra atỳ amiko amin'ny farafara izy hovonoiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandefa iraka indray i Saoly hizaha an’i Davida ka niteny hoe: Ento miakatra atỳ amiko amin’ny farafara izy hovonoiko.
malagasy
Ary Saoly naniraka ny olona hizaha an'i Davida indray ka nanao hoe: Ento miakatra atỳ amiko amin'ny farafara izy hovonoiko.