1 Samuel 19:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandositra i Davida ka afaka ary tonga tany amin’i Samoela tany Rama. Nambarany azy izay rehetra nataon’i Saoly taminy; ary nandeha izy sy i Samoela ka nonina tany Naiota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany no nandosiran’i Davida, ka dia voavonjy izy. Nankany amin’i Samoela tany Ramà izy, ka notantarainy taminy izay rehetra nataon’i Saola taminy. Dia niara-nandeha tamin’i Samoela honina any Najôta izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany no nahavoavonjy an’i Davida raha nandositra izy. Dia tonga tany amin’i Samoela tany Ramà izy, ka nitantara taminy izay rehetra nafitsok’i Saoly azy. Ary nandeha tany Naiôta izy mianaka ka niara-nonina tao.
Malagasy Bible 1865
Dia nandositra Davida ka afaka ary tonga tany amin'i Samoela tany Rama, dia nambarany azy izay rehetra nataon'i Saoly taminy; ary nandeha izy sy Samoela ka nonina tany Naiota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandositra i Davida ka afaka ary tonga tany amin’i Samoela tany Rama. Nambarany azy izay rehetra nataon’i Saoly taminy; ary nandeha izy sy i Samoela ka nonina tany Naiota.
malagasy
Dia nandositra Davida ka afaka ary tonga tany amin'i Samoela tany Rama, dia nambarany azy izay rehetra nataon'i Saoly taminy; ary nandeha izy sy Samoela ka nonina tany Naiota.