1 Samuel 19:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy nanambara tamin’i Saoly anefa hoe: Indro, i Davida dia ao Naiota any Rama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy nilaza izany tamin’i Saola nanao hoe: «Indro i Davida ao Najôta, any Ramà.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy nanambara tamin’i Saoly fa ao Naiôta akaikin’i Ramà i Davida.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy nanambara tamin'i Saoly hoe: Indro, Davida ao Naiota any Rama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy nanambara tamin’i Saoly anefa hoe: Indro, i Davida dia ao Naiota any Rama.
malagasy
Ary nisy nanambara tamin'i Saoly hoe: Indro, Davida ao Naiota any Rama.