1 Samuel 19:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia lasa nankany Rama koa ny tenany, ary tonga teo amin’ny lavaka lehibe famorian-drano izay ao Seko izy ka nanontany hoe: Aiza i Samoela sy i Davida? Ary hoy ny iray: Indreo ao Naiota any Rama izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany dia ny tenan’i Saola no nankany Ramà. Nony tonga tao amin’ilay lavaka lehibe famorian-drano, any Sokao izy, dia nanontany hoe: «Aiza moa i Samoela sy i Davida?» Ka nisy namaly azy hoe: «Indreo izy ao Najôta any Ramà.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Farany dia izy tenany mihitsy no nankany Ramà. Rehefa tonga teo amin’ny lavaka lehibe famorian-drano akaikin’i Sekò izy, dia nanontany hoe: –Aiza moa i Samoela sy i Davida? Ka hoy ny navalin’ny olona azy hoe: –Any Naiôta, akaikin’i Ramà.
Malagasy Bible 1865
Ary dia lasa nankany Rama koa ny tenany, ary tonga tao amin'ny lavaka lehibe famorian-drano izay ao Seko izy ka nanontany hoe: Aiza Samoela sy Davida? Ary hoy ny anankiray: Indreo ao Naiota any Rama izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia lasa nankany Rama koa ny tenany, ary tonga teo amin’ny lavaka lehibe famorian-drano izay ao Seko izy ka nanontany hoe: Aiza i Samoela sy i Davida? Ary hoy ny iray: Indreo ao Naiota any Rama izy.
malagasy