1 Samuel 19:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa handeha aho ka hitsangana eo anilan’Ikaky ao amin’ny saha izay misy anao dia hiresaka amin’ny raiko ny momba anao; koa izay hitako dia hambarako aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hivoaka aho ka ho eo anilan’idada amin’ny saha misy anao, ka hiresaka amin’idada ny aminao, dia ho hitako izay heviny, ka hampandrenesiko anao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hiainga hiaraka amin-draiko aho ka hanaraka azy any amin’ny saha hierenao. Hiresaka ny momba anao aminy aho, ka ho hitako eo izay ho fihetsiny, fa hampahafantariko anao.
Malagasy Bible 1865
ary izaho hivoaka ka hitsangana eo anilan'ikaky amin'ny saha izay misy anao, dia hiresaka aminy ny aminao; koa izay hitako dia hambarako aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa handeha aho ka hitsangana eo anilan’Ikaky ao amin’ny saha izay misy anao dia hiresaka amin’ny raiko ny momba anao; koa izay hitako dia hambarako aminao.
malagasy
ary izaho hivoaka ka hitsangana eo anilan'ikaky amin'ny saha izay misy anao, dia hiresaka aminy ny aminao; koa izay hitako dia hambarako aminao.