1 Samuel 19:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nihaino ny tenin’i Jonatana i Saoly. Dia nianiana i Saoly hoe: Raha velona koa NY TOMPO dia tsy hovonoina izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nihaino ny tenin’i Jônatasy i Saola, ka nianiana i Saola nanao hoe: «Velona i Iaveh, tsy hovonoina i Davida!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Resy lahatry ny tenin’i Jônatàna i Saoly ka nanambara hoe: –Velona ny TOMPO ka mianiana aho fa tsy hatao maty akory i Davida.
Malagasy Bible 1865
Ary Saoly nihaino ny tenin'i Jonatana ka nianiana hoe: Raha velona koa Jehovah, dia tsy hatao maty izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nihaino ny tenin’i Jonatana i Saoly. Dia nianiana i Saoly hoe: Raha velona koa NY TOMPO dia tsy hovonoina izy.
malagasy
Ary Saoly nihaino ny tenin'i Jonatana ka nianiana hoe: Raha velona koa Jehovah, dia tsy hatao maty izy.