1 Samuel 19:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mbola nitohy ihany ny ady; ary niainga i Davida dia niady tamin’ny Filistina ary nahafaty betsaka, hany ka nandositra azy ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy ady indray, ka nivoaka hanohitra ny Filistinina i Davida ka nandrafitra ady taminy; noreseny mafy tokoa izy ireo ka vaky nandositra teo anoloany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nirongatra indray ny ady, dia lasa i Davida niady tamin’ny Filistinina ka nampitondra faisana mafy azy; hany herin’izy ireo dia ny nandositra teo anatrehany.
Malagasy Bible 1865
Ary mbola nisy ady ihany; dia nivoaka Davida ka niady tamin'ny Filistina ary nahafaty betsaka, ka dia nandositra azy ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mbola nitohy ihany ny ady; ary niainga i Davida dia niady tamin’ny Filistina ary nahafaty betsaka, hany ka nandositra azy ireny.
malagasy
Ary mbola nisy ady ihany; dia nivoaka Davida ka niady tamin'ny Filistina ary nahafaty betsaka, ka dia nandositra azy ireny.