1 Samuel 2:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nankany an-tranony tany Rama i Elkana, fa ny zaza kosa dia nanao fanompoam-pivavahana ho an’NY TOMPO teo anatrehan’i Ely mpisorona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandeha i Elkanà nody tany an-tranony any Ramà; ary ny zaza nijanona nanompo an’i Iaveh teo anatrehan’i Helì, mpisorona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany dia nody tany Ramà i Elkanà, fa i Samoela kely kosa nijanona tao Silao mba hanompo ny TOMPO teo anatrehan’i Helỳ mpisorona.
Malagasy Bible 1865
Ary Elkana nankany an-tranony tany Rama; fa ny zaza kosa nanao fanompoam-pivavahana tamin'i Jehovah teo anatrehan'i Ely mpisorona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nankany an-tranony tany Rama i Elkana, fa ny zaza kosa dia nanao fanompoam-pivavahana ho an’NY TOMPO teo anatrehan’i Ely mpisorona.
malagasy
[Ny nanompoan'i Samoela teo anatrehan'i Ely, ary ny ratsy nataon'ny zanakalahin'i Ely, sy ny nampilazan'Andriamanitra ny loza hanjo azy] Ary Elkana nankany an-tranony tany Rama; fa ny zaza kosa nanao fanompoam-pivavahana tamin'i Jehovah teo anatrehan'i Ely mpisorona.