1 Samuel 2:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Ely dia tena ratsy fanahy sady tsy nahalala NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny zanak’i Helì dia olon’i Beliala, tsy nahalala an’i Iaveh akory;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo zanakalahin’i Helỳ dia olona ratsy fanahy tsy mba niraharaha akory ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Ely dia tena ratsy fanahy, tsy nahalala an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Ely dia tena ratsy fanahy sady tsy nahalala NY TOMPO.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Ely dia tena ratsy fanahy, tsy nahalala an'i Jehovah.