1 Samuel 2:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no fanaon’ny mpisorona tamin’ny olona: Rehefa nisy olona namono zavatra hatao fanatitra dia avy ny zatovon’ny mpisorona nitondra fitrebika telo rantsana teny an-tanany, raha mbola ahandroina ny hena,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa izao no fanaon’izy mpisorona tamin’ny vahoaka: Raha misy olona manatitra sorona, dia tamy ny mpanompon’ny mpisorona dieny mbola andrahoina ny hena sady mitondra fitrebika telo rantsana izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa na dia mpisorona aza izy roa lahy, dia izao no fanaony tamin’ny vahoaka: raha nisy olona nanao sorona, dia avy ny mpanampy ny mpisorona ka manatona ny hena handroina, miaraka amin’ny fitrebika telo rantsana eny an-tanany;
Malagasy Bible 1865
Ary izao no fanaon'ny mpisorona tamin'ny olona: Raha nisy olona namono zavatra hatao fanatitra, dia avy ny zatovon'ny mpisorona nitondra fitrebika telo rantsana teny an-tànany, raha mbola nahandroina ny hena,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no fanaon’ny mpisorona tamin’ny olona: Rehefa nisy olona namono zavatra hatao fanatitra dia avy ny zatovon’ny mpisorona nitondra fitrebika telo rantsana teny an-tanany, raha mbola ahandroina ny hena,
malagasy
Ary izao no fanaon'ny mpisorona tamin'ny olona: Raha nisy olona namono zavatra hatao fanatitra, dia avy ny zatovon'ny mpisorona nitondra fitrebika telo rantsana teny an-tànany, raha mbola nahandroina ny hena,[Na: tsy nahalala an'i Jehovah, na ny tokony ho anjaran'ny mpisorona avy amin'ny olona. Koa raha]