1 Samuel 2:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia natsindrony tao anatin’ny fanendasana ny fitrebika, na tao anatin’ny fahandroan-kena, na ny vilany, na ny vilanibe, koa izay rehetra azon’ny fitrebika tao dia nalain’ny mpisorona ho azy. Izany no fanaony tamin’ny Israely rehetra izay tonga tao Silo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia atsobony ao anatin’ny vilany lehibe na nongo na vilany, na vilanin-daoka; ka izay rehetra azon’ny fitrebika avy ao, dia alain’ny mpisorona ho azy. Ataony toy izany avokoa ny Israelita tonga ao Silao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia atsobony ao anaty vilany na saba ny nongo fahandroan-kena, ka izay rehetra azon’ny fitrebika dia alain’ny mpisorona ho azy. Ary izany no fanaon’ireo zanakalahin’i Helỳ tamin’ny Israelita rehetra izay tonga tao Silao.
Malagasy Bible 1865
dia natsindrony tao anatin'ny fanendasana ny fitrebika, na tao anatin'ny fahandroan-kena, na ny vilany, na ny vilanibe, ka izay rehetra azon'ny fitrebika tao dia nalain'ny mpisorona ho azy. Ary izany no fanaony tao Silo tamin'ny Isiraely rehetra izay tonga tao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia natsindrony tao anatin’ny fanendasana ny fitrebika, na tao anatin’ny fahandroan-kena, na ny vilany, na ny vilanibe, koa izay rehetra azon’ny fitrebika tao dia nalain’ny mpisorona ho azy. Izany no fanaony tamin’ny Israely rehetra izay tonga tao Silo.
malagasy