1 Samuel 2:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa lehibe indrindra ny helok’ireo zatovo ireo teo anatrehan’NY TOMPO satria namingavinga ny fanatitra ho an’NY TOMPO izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia heloka be vava teo anatrehan’i Iaveh ny an’ireo zatovo ireo, satria nahatarika fanaratsiana ny fanatitra ho an’i Iaveh izany olona izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka tena lehibe dia lehibe teo imason’ny TOMPO ny fahotan’ireo zanakalahin’i Helỳ, satria notsiratsirain’izy roa lahy ny sorona naterina ho AZY.
Malagasy Bible 1865
Ka dia lehibe indrindra ny helok'ireo zatovo ireo teo anatrehan'i Jehovah, satria halan'ny olona ny fanatitra ho an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa lehibe indrindra ny helok’ireo zatovo ireo teo anatrehan’NY TOMPO satria namingavinga ny fanatitra ho an’NY TOMPO izy ireo.
malagasy
Ka dia lehibe indrindra ny helok'ireo zatovo ireo teo anatrehan'i Jehovah, satria halan'ny olona ny fanatitra ho an'i Jehovah.