1 Samuel 2:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Samoela dia nanao fanompoam-pivavahana teo anatrehan’NY TOMPO. Mbola zaza izy tamin’izany ary nisalotra efoda vita tamin’ny lamba rongony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao ny fanompoana teo anatrehan’i Iaveh i Samoela, ary efôda rongony no natafiny ny zaza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Samoela kely kosa nisalotra efôda rongony ka nanatanteraka ny fanompoam-pivavahana teo anatrehan’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Fa Samoela nanao fanompoam-pivavahana teo anatrehan'i Jehovah raha mbola zaza, ary nisalotra efoda rongony fotsy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Samoela dia nanao fanompoam-pivavahana teo anatrehan’NY TOMPO. Mbola zaza izy tamin’izany ary nisalotra efoda* vita tamin’ny lamba rongony.
malagasy
Fa Samoela nanao fanompoam-pivavahana teo anatrehan'i Jehovah raha mbola zaza, ary nisalotra efoda rongony fotsy izy.