1 Samuel 2:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanaovan’ny reniny akanjo kely izy; noentiny ho azy isan-taona isan-taona izany rehefa niara-niakatra tamin’ny vadiny hanolotra ny fanatitra fanao isan-taona izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanaovan-dreniny akanjo kely izy, nentiny ho azy isan-taona, rehefa miara-miakatra amin’ny vadiny izy, hanatitra ny sorona fanao isan-taona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Isan-taona ny renin’i Samoela dia nanjaitra akanjo kely izay fentiny ho an-janany rehefa niaraka tamin’ny vadiny nankany Silao hanatitra ny sorona fanao isan-taona izy.
Malagasy Bible 1865
Ary nanaovan-dreniny akanjo kely izy, ka nentiny ho azy isan-taona isan-taona izany, raha niara-ran'ny mpisorona avy amin'ny olona. Koa raha niakatra tamin'ny vadiny hanatitra ny fanatitra fanao isan-taona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanaovan’ny reniny akanjo kely izy; noentiny ho azy isan-taona isan-taona izany rehefa niara-niakatra tamin’ny vadiny hanolotra ny fanatitra fanao isan-taona izy.
malagasy