1 Samuel 2:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namangy an’i Hana NY TOMPO ka nanana anaka indray izy ary niteraka lahy telo sy vavy roa. Ary nitombo teo anatrehan’NY TOMPO i Samoela zaza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Novangian’i Iaveh i Anà, ka nanana anaka, dia niteraka telo lahy sy roa vavy. Ary i Samoela kely nitombo teo anatrehan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary notahin’ny TOMPO i Hanà, dia nanan-janaka ary niteraka lahy telo sy vavy roa. Fa i Samoela kosa tamin’izay dia nitombo teo anatrehan’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah namangy an'i Hana, ka dia nanan'anaka koa izy ary niteraka lahy telo sy vavy roa. Ary Samoela zaza nitombo teo anatrehan'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namangy an’i Hana NY TOMPO ka nanana anaka indray izy ary niteraka lahy telo sy vavy roa. Ary nitombo teo anatrehan’NY TOMPO i Samoela zaza.
malagasy
Ary Jehovah namangy an'i Hana, ka dia nanan'anaka koa izy ary niteraka lahy telo sy vavy roa. Ary Samoela zaza nitombo teo anatrehan'i Jehovah.