1 Samuel 2:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy taminy: Nahoana ianareo no manao izany zavatra izany? Reko amin’ny olona rehetra ny ratsy ataonareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nanao taminy hoe: «Ahoana no anaovanareo izany zavatra izany? Fa reko amin’izao vahoaka rehetra izao ny ratsy ataonareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hoy izy tamin-janany: –Nahoana ianareo no manao izany zavatra izany? Reko tamin’olona avokoa ange ny fitondrantena ratsy ataonareo.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy taminy: Nahoana ianareo no manao izany zavatra izany? fa reko amin'izao olona rehetra izao ny ratsy ataonareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy taminy: Nahoana ianareo no manao izany zavatra izany? Reko amin’ny olona rehetra ny ratsy ataonareo.
malagasy
Dia hoy izy taminy: Nahoana ianareo no manao izany zavatra izany? fa reko amin'izao olona rehetra izao ny ratsy ataonareo.