1 Samuel 2:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsia, anaka, tsy tsara ny teny reko; fa mampanota ny olon’NY TOMPO ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsia, anaka, tsy tsara ny vavam-bahoaka reko; fa mampanota ny vahoakan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Atsaharonareo izany, rey anaka, fa tsy tsara mihitsy izay reko momba anareo amin’ny vahoakan’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Tsia anaka, fa tsy tsara ny teny reko; fa mampanota ny olon'i Jehovah ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsia, anaka, tsy tsara ny teny reko; fa mampanota ny olon’NY TOMPO ianareo.
malagasy
Tsia anaka, fa tsy tsara ny teny reko; fa mampanota ny olon'i Jehovah ianareo.