1 Samuel 2:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Samoela zaza dia nitombo ka sady tian’NY TOMPO izy no tian’ny olona koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Samoela kely kosa, nitombo nitombo ihany, ary sitrak’i Iaveh sy ny olombelona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nitombo tena i Samoela kely sady nandroso nahatehotia tamin’ny TOMPO sy ny olona.
Malagasy Bible 1865
Ary Samoela zaza nitombo, sady tian'i Jehovah sy ny olona koa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Samoela zaza dia nitombo ka sady tian’NY TOMPO izy no tian’ny olona koa.
malagasy
Ary Samoela zaza nitombo, sady tian'i Jehovah sy ny olona koa izy.