1 Samuel 2:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, nofidiko tamin’ireo fokon’ny Israely rehetra izy ho mpisoroko mba hanolotra fanatitra eo ambonin’ny alitarako sy handoro ditin-kazo manitra ary hisalotra efoda eo anatrehako, dia nomeko ho an’ny taranaky ny rainao ny fanatitra rehetra aterin’ny Zanak’Israely amin’ny afo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nofidiko tamin’ny fokon’i Israely rehetra izy ho mpisoroko, hiakatra amin’ny ôteliko, handoro zava-manitra, hitafy ny efôda eo anatrehako, ary nomeko ny tarana-drainao ny fanatitra rehetra ataon’ny zanak’i Israely amin’ny afo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
eny, tamin’ny fokon’i Israely rehetra, dia ny razambenao Aharôna no nofidiko ho mpisoroko, hitondra ny sorona eo amin’ny alitarako ary handoro vovo-javamanitra ary hisalotra efôda hanontaniana Ahy. I Aharôna sy ny taranany aza dia nomeko anjara tamin’ny sorona naterin’ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Eny, nofidiko tamin'ny firenen'Isiraely rehetra ho mpisoroko izy mba hanatitra fanatitra eo ambonin'ny alitarako sy handoro ditin-kazo manitra ary hisalotra efoda eo anatrehako, ary nomeko ho an'ny tarana-drainao ny fanatitra rehetra ataon'ny Zanak'Isiraely amin'ny afo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, nofidiko tamin’ireo fokon’ny Israely rehetra izy ho mpisoroko mba hanolotra fanatitra eo ambonin’ny alitarako sy handoro ditin-kazo manitra ary hisalotra efoda* eo anatrehako, dia nomeko ho an’ny taranaky ny rainao ny fanatitra rehetra aterin’ny Zanak’Israely amin’ny afo.
malagasy
Eny, nofidiko tamin'ny firenen'Isiraely rehetra ho mpisoroko izy mba hanatitra fanatitra eo ambonin'ny alitarako sy handoro ditin-kazo manitra ary hisalotra efoda eo anatrehako, ary nomeko ho an'ny tarana-drainao ny fanatitra rehetra ataon'ny Zanak'Isiraely amin'ny afo.