1 Samuel 2:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, avy ny andro izay hanapahako ny sandrinao sy ny sandrin’ny taranaky ny rainao, koa tsy hisy lehilahy ho tratra antitra amin’ny taranakao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro tonga ny andro hanapahako ny sandrinao sy ny sandrin’ny tarana-drainao, ka tsy hisy lehilahy tratra antitra intsony amin’ny taranakao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, avy ny fotoana izay handringanako ny matanjaka eo amin’ny fianakavianao sy eo amin’ny tera-drainao, ka tsy hisy lahy ho tratra antitra intsony aminareo.
Malagasy Bible 1865
Indro, avy ny andro izay hanapahako ny sandrinao sy ny sandrin'ny tarana-drainao, ka tsy hisy lehilahy ho tratrantitra amin'ny taranakao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, avy ny andro izay hanapahako ny sandrinao sy ny sandrin’ny taranaky ny rainao, koa tsy hisy lehilahy ho tratra antitra amin’ny taranakao.
malagasy
Indro, avy ny andro izay hanapahako ny sandrinao sy ny sandrin'ny tarana-drainao, ka tsy hisy lehilahy ho tratrantitra amin'ny taranakao.