1 Samuel 2:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao no ho famantarana ho anao, izay hanjo ny zanakao roa lahy, dia i Hofinia sy i Finehasa: Andro iray no hahafatesan’izy mirahalahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ho famantaranao izany, ny hanjò ny zanakao roa lahy, dia i Ofnì sy i Finea, fa ho indray andro maty izy roa lahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ary ho porofon’ny teny voalazako taminao izay hanjo ny zanakao roa lahy, dia i Hôfnỳ sy i Pinehasa izany: andro iray ihany no hahafatesan’izy mirahalahy.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no ho famantarana ho anao, izay hanjo ny zanakao roa lahy, dia Hofinia sy Finehasa: ho indray andro maty izy mirahalahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao no ho famantarana ho anao, izay hanjo ny zanakao roa lahy, dia i Hofinia sy i Finehasa: Andro iray no hahafatesan’izy mirahalahy.
malagasy
Ary izao no ho famantarana ho anao, izay hanjo ny zanakao roa lahy, dia Hofinia sy Finehasa: ho indray andro maty izy mirahalahy.