1 Samuel 2:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tapaka ny tsipìkan’ny olo-mahery ary izay mila ho reraka dia misikina hery.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny olo-mahery tapa-tsipìka fa ny osa kosa misikina hery.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tapaka ny tsipîkan’ny mahery fo fa ny osa kosa efa mihamatanjaka.
Malagasy Bible 1865
Tapaka ny tsipìkan'ny olo-mahery, ary izay mila ho reraka dia sikinana hery.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tapaka ny tsipìkan’ny olo-mahery ary izay mila ho reraka dia misikina hery.
malagasy
Tapaka ny tsipìkan'ny olo-mahery, ary izay mila ho reraka dia sikinana hery.