1 Samuel 2:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mikarama mofo ny voky ary mianina kosa ny noana; ny momba dia miteraka fito ary mihamalemy kosa ny maro anaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny voky taloha mikarama mofo, fa ny noana kosa afa-kanoanana; ny momba aza miteraka fito, fa ny maro anaka kosa mihamalazo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mikarama hahazoana mofo ireo voky taloha, fa ny noana kosa efa manan-kohanina. Impito niteraka ny vehivavy momba, fa ireo mpiteraka kosa nitsaha-jaza.
Malagasy Bible 1865
Mikarama mofo ny voky, ary mianina kosa ny noana; ny momba miteraka fito, ary mihamalemy kosa ny maro anaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mikarama mofo ny voky ary mianina kosa ny noana; ny momba dia miteraka fito ary mihamalemy kosa ny maro anaka.
malagasy
Mikarama mofo ny voky, ary mianina kosa ny noana; ny momba miteraka fito, ary mihamalemy kosa ny maro anaka.