1 Samuel 2:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO no mahafaty sy mahavelona; Izy no mampidina ho any amin’ny fitoeran’ny maty sy mampiakatra avy any.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh no mahafaty sy mahavelona; mampidina any amin’ny fonenan’ny maty sy mampiakatra avy any koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO no mahafaty sy mahavelona; mampidina ny olona any amin’ny toeran’ny maty Izy sady manala azy avy any ihany koa.
Malagasy Bible 1865
Jehovah no mahafaty sy mahavelona; izy no mampidina ho any amin'ny fiainan-tsi-hita ary mampitsangana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO no mahafaty sy mahavelona; Izy no mampidina ho any amin’ny fitoeran’ny maty* sy mampiakatra avy any.
malagasy
Jehovah no mahafaty sy mahavelona; izy no mampidina ho any amin'ny fiainan-tsi-hita ary mampitsangana.[Heb. Sheola]