1 Samuel 2:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO no mampahantra sy mampanankarena; Izy no mampietry sy mampisandratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh no mampahantra sy mampanan-karena. Izy no mampietry sy manandratra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO no mampahantra sy mampanan-karena; mampietry ny olona Izy nefa koa manandratra azy.
Malagasy Bible 1865
Jehovah no mampalahelo sy mampanan-karena; izy no mampietry sy mampisandratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO no mampahantra sy mampanankarena; Izy no mampietry sy mampisandratra.
malagasy
Jehovah no mampalahelo sy mampanan-karena; izy no mampietry sy mampisandratra.