1 Samuel 2:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tongotry ny olo-masiny dia tandremany, fa ny ratsy fanahy kosa dia hampangininy any amin’ny haizina, satria tsy amin’ny hery no handresen’ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny dian’ny olo-masina hotandremany, fa ny ratsy fanahy kosa ho very any amin’ny maizina. Satria tsy ny hery no hahombiasan’ny olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsinjoviny ny fiainan’ireo mpivavaka aminy, fa ny olon-dratsy kosa hovereziny any amin’ny haizina; satria tsy amin’ny herin’ny tenany no hahazoan’ny olona fandresena.
Malagasy Bible 1865
Ny tongotry ny olo-masiny dia tandremany, fa ny ratsy fanahy kosa hampangininy any amin'ny maizina; fa tsy amin'ny hery no handresen'ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tongotry ny olo-masiny dia tandremany, fa ny ratsy fanahy kosa dia hampangininy any amin’ny haizina, satria tsy amin’ny hery no handresen’ny olona.
malagasy
Ny tongotry ny olo-masiny dia tandremany, fa ny ratsy fanahy kosa hampangininy any amin'ny maizina; fa tsy amin'ny hery no handresen'ny olona.[Na: hangina]