1 Samuel 20:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Davida tamin’i Jonatana: Iza no hanambara amiko, raha teny masiaka no avalin-drainao anao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Davida tamin’i Jônatasy: «Iza anefa no hilaza izany amiko, na izay teny sarotra havalin-drainao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Davida tamin’i Jônatàna: –Iza anefa no hilaza amiko, raha toa ka mamaly anao an-katezerana ny rainao?
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Davida tamin'i Jonatana: Iza no hanambara izany amiko, na hampandre ahy izay teny sarotra havalin-drainao anao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Davida tamin’i Jonatana: Iza no hanambara amiko, raha teny masiaka no avalin-drainao anao?
malagasy
Dia hoy Davida tamin'i Jonatana: Iza no hanambara izany amiko, na hampandre ahy izay teny sarotra havalin-drainao anao? [Na: Iza anefa no hanambara amiko, raha tahìny mamaly sarotra anao rainao]