1 Samuel 20:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Jonatana tamin’i Davida: Andeha ary isika ho any an-tsaha. Dia nandeha ho any an-tsaha izy roa lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Jônatasy tamin’i Davida: «Andeha àry isika hivoaka ho any an-tsaha.» Dia nankany an-tsaha izy roa lahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny navalin’i Jônatàna azy: –Andeha isika hankany an-tsaha! Dia lasa nankany an-tsaha izy roa lahy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jonatana tamin'i Davida: Andeha ary isika hivoaka any an-tsaha. Dia nivoaka tany an-tsaha izy roa lahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Jonatana tamin’i Davida: Andeha ary isika ho any an-tsaha. Dia nandeha ho any an-tsaha izy roa lahy.
malagasy
Ary hoy Jonatana tamin'i Davida: Andeha ary isika hivoaka any an-tsaha. Dia nivoaka tany an-tsaha izy roa lahy.