1 Samuel 20:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola velona ihany aho, moa tsy hasehonao ahy va ny fiantran’NY TOMPO mba tsy hahafaty ahy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha mbola velona ihany aho, dia aoka ny hatsaram-pon’i Iaveh no hataonao amiko,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola velona aho any aoriana any, dia araka ny fitiavan’ny TOMPO no ataovy amiko. Raha maty kosa aho,
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola velona ihany aho, dia tsy hasehonao ahy va ny fiantran'i Jehovah mba tsy hahafaty ahy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola velona ihany aho, moa tsy hasehonao ahy va ny fiantran’NY TOMPO mba tsy hahafaty ahy?
malagasy
Ary raha mbola velona ihany aho, dia tsy hasehonao ahy va ny fiantran'i Jehovah mba tsy hahafaty ahy?