1 Samuel 20:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hesorinao mandrakizay amin’ny taranako koa ny famindramponao; eny, na dia avy aza izay hanesoran’NY TOMPO ny fahavalon’i Davida rehetra tsy ho etỳ ambonin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary raha maty aho, aoka tsy hoesorinao mandrakizay amin’ny fianakaviako ny hatsaram-ponao, na dia amin’izay handringanan’i Iaveh ny fahavalon’i Davida rehetra etỳ ambonin’ny tany aza».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia mbola hasehonao amin’ny taranako hatrany hatrany ny fitiavanao, na dia ho voaringan’ny TOMPO tsirairay tsy ho etỳ ambonin’ny tany aza ny fahavalonao.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy hesorinao amin'ny taranako koa ny famindram-ponao mandrakizay, eny, na dia avy aza izay handringanan'i Jehovah ny fahavalon'i Davida rehetra tsy ho etỳ ambonin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hesorinao mandrakizay amin’ny taranako koa ny famindramponao; eny, na dia avy aza izay hanesoran’NY TOMPO ny fahavalon’i Davida rehetra tsy ho etỳ ambonin’ny tany.
malagasy
Ary tsy hesorinao amin'ny taranako koa ny famindram-ponao mandrakizay, eny, na dia avy aza izay handringanan'i Jehovah ny fahavalon'i Davida rehetra tsy ho etỳ ambonin'ny tany.