1 Samuel 20:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanao fanekena ny amin’ny taranak’i Davida i Jonatana hoe: NY TOMPO no hamaly ny fahavalon’i Davida.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany no nanaovan’i Jônatasy fanekem-pihavanana tamin’ny fianakavian’i Davida, ka namalian’i Iaveh ny fahavalon’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanao dinam-pisakaizana tamin’i Davida sy ny taranany i Jônatàna hoe: «...ary ny TOMPO anie hamalifaty ny fahavalon’i Davida!»
Malagasy Bible 1865
Ary dia nanao fanekena Jonatana ny amin'ny taranak'i Davida hoe: Jehovah no hamaly ny fahavalon'i Davida.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanao fanekena ny amin’ny taranak’i Davida i Jonatana hoe: NY TOMPO no hamaly ny fahavalon’i Davida.
malagasy
Ary dia nanao fanekena Jonatana ny amin'ny taranak'i Davida hoe: Jehovah no hamaly ny fahavalon'i Davida.