1 Samuel 20:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mbola nampianiana an’i Davida indray i Jonatana noho ny fitiavany azy, satria tiany toy ny tenany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary mbola nangataka mafy tamin’i Davida indray koa i Jônatasy, noho ny fitiavany azy, fa tia azy toy ny ainy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nampianiana an’i Davida koa i Jônatàna amin’ny anaran’ny fitiavany azy, satria tia azy tahaka ny itiavany ny tenany i Jônatàna.
Malagasy Bible 1865
Ary Jonatana nampianiana an'i Davida indray noho ny fitiavany azy; fa tiany toy ny tenany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mbola nampianiana an’i Davida indray i Jonatana noho ny fitiavany azy, satria tiany toy ny tenany izy.
malagasy
Ary Jonatana nampianiana an'i Davida indray noho ny fitiavany azy; fa tiany toy ny tenany izy.