1 Samuel 20:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Jonatana: Rahampitso no ho tsinana ny volana; ary ho hita fa tsy eo ianao satria ho banga ny toeranao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Jônatasy taminy: «Rahampitso izao no tsinam-bolana, ary ho hitan’ny olona fa foana ny toeranao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy indray i Jônatàna tamin’i Davida: –Rahampitso ny fetin’ny tsinam-bolana, ka ho hitan’ny olona ny tsy fahatongavanao, satria ho banga ny toeranao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jonatana tamin'i Davida: Rahampitso ho tsinam-bolana; ary ho hita fa tsy eo ianao, fa ho foana ny fipetrahanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Jonatana: Rahampitso no ho tsinana ny volana; ary ho hita fa tsy eo ianao satria ho banga ny toeranao.
malagasy
Ary hoy Jonatana tamin'i Davida: Rahampitso ho tsinam-bolana; ary ho hita fa tsy eo ianao, fa ho foana ny fipetrahanao.