1 Samuel 20:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa amin’ny andro fahatelo dia midìna haingana ianao ka tongava ao amin’ilay toerana izay nierenao tamin’ny andro nitrangan’ilay raharaha iny, ary mitoera eo anilan’ny vato Ezela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa amin’ny andro fahatelo, midìna faingana dia mankanesa ao amin’ilay fitoerana nierenao androtry ny nitrangan’ilay raharaha, ka eo akaikin’ny vaton’i Ezela mitoetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rahafakampitso dia hidina hatrany amin’ilay toerana nierenao tamin’ny indray andro iny ianao ka hitoetra eo akaikin’ny vato Ezela.
Malagasy Bible 1865
Koa rehefa mby amin'ny andro fahatelo dia midìna faingana ianao, ary tongava ao amin'ilay nierenao tamin'ny andro nitrangan'ilay raharaha iny, ka mitoera ao anilan'ny vato Ezela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa amin’ny andro fahatelo dia midìna haingana ianao ka tongava ao amin’ilay toerana izay nierenao tamin’ny andro nitrangan’ilay raharaha iny, ary mitoera eo anilan’ny vato Ezela.
malagasy
Koa rehefa mby amin'ny andro fahatelo dia midìna faingana ianao, ary tongava ao amin'ilay nierenao tamin'ny andro nitrangan'ilay raharaha iny, ka mitoera ao anilan'ny vato Ezela.[Izahao xix. 2, 3]