1 Samuel 20:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Jonatana taminy: Sanatria izany! Tsy ho faty ianao. Indro, tsy misy tsy ambaran’Ikaky ahy izay ataony na zava-dehibe na kely, koa hataon’Ikaky ahoana no fanafina izany zavatra izany amiko? Tsy misy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jônatasy taminy: «Sanatria izany! Tsy ho faty ianao. Tsy misy tsy ambaran’idada ahy izay ataony, na zava-dehibe na zavatra kely; ka ahoana ange no hanafenany an’izany amiko? Tsy misy izany mihitsy!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jônatàna taminy: –Sanatria aminao izany, tsy ho faty akory ianao; fa ambaran-draiko amiko hatrany manko izay zavatra hataony na kely izany na lehibe; koa hataony ahoana no hanafina izany raharaha lehibe izany amiko?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy taminy: Sanatria izany! Tsy ho faty ianao; indro, tsy misy tsy ambaran'ikaky ahy izay ataony na be na kely, ary hataon'ikaky ahoana no fanafina izany zavatra izany amiko? Tsy misy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary hoy izy taminy: Sanatria izany! Tsy ho faty ianao; indro, tsy misy tsy ambaran'ikaky ahy izay ataony na be na kely, ary hataon'ikaky ahoana no fanafina izany zavatra izany amiko? Tsy misy izany.