1 Samuel 20:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indro, haniraka zatovo aho ka hilaza hoe: Mandehana, tadiavo ny zana-tsipìka. Koa raha lazaiko amin’ilay zatovo mazava tsara hoe: Indreo eo aoriananao ny zana-tsipìka, ento etỳ, dia avia ianao, fa hipetraka amin’ny fiadanana ianao, ary tsy hisy haninona anao raha velona koa NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indro hirahiko ny zazalahy hataoko hoe: Mandehana zahao ny zana-tsipìka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia haniraka ny zatovolahy aho hanangona ireny. Koa raha hoy aho amin’ilay zatovolahy hoe: «Jereo fa tsy lasa nihoatra anao ny zana-tsipîka, koa angony»; midika izany fa milamina ny raharaha, ka afaka miverina ianao. Velona ny TOMPO ka sahiko lazaina fa tsy hisy loza hanjo anao akory.
Malagasy Bible 1865
Dia haniraka ny zazalahy aho ka hanao hoe: Mandehana, izahao ny zana-tsipìka. Ka raha lazaiko mihitsy amin'ilay zazalahy hoe: Indreo eo aorianao ny zana-tsipìka, ento etỳ, dia avia ianao, fa hipetraka amin'ny fiadanana ianao, ka tsy hisy haninona anao, raha velona koa Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indro, haniraka zatovo aho ka hilaza hoe: Mandehana, tadiavo ny zana-tsipìka. Koa raha lazaiko amin’ilay zatovo mazava tsara hoe: Indreo eo aoriananao ny zana-tsipìka, ento etỳ, dia avia ianao, fa hipetraka amin’ny fiadanana ianao, ary tsy hisy haninona anao raha velona koa NY TOMPO.
malagasy