1 Samuel 20:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha hoy kosa aho amin’ilay zatovo: Indreo eo alohanao ny zana-tsipìka, dia mandehana ianao, satria NY TOMPO no mampandeha anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha lazaiko amin’ny zazalahy hoe: Ireo aorianao ireo ny zana-tsipìka ka raiso! dia avia ianao, fa tsara tsy misy maninona ny aminao ka tsy misy atahorana, velona i Iaveh! Fa raha hoy aho amin’ilay zazalahy manao hoe: Ireo alohanao ireo ny zana-tsipìka! dia mandehana fa i Iaveh no mampandeha anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha hoy kosa aho amin’ilay zatovolahy hoe: «Lasa nihoatra anao ny zana-tsipîka», dia mandehana ianao, ry Davida fa sitraky ny TOMPO ny handehananao.
Malagasy Bible 1865
Fa raha hoy kosa aho amin'ilay zazalahy: Indreo eo alohanao ny zana-tsipìka, dia mandehana ianao, fa Jehovah no nampandeha anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha hoy kosa aho amin’ilay zatovo: Indreo eo alohanao ny zana-tsipìka, dia mandehana ianao, satria NY TOMPO no mampandeha anao.
malagasy
Fa raha hoy kosa aho amin'ilay zazalahy: Indreo eo alohanao ny zana-tsipìka, dia mandehana ianao, fa Jehovah no nampandeha anao.