1 Samuel 20:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny amin’ilay noresahantsika, izany hoe izaho sy ianao, indro, NY TOMPO no vavolombelona amiko sy aminao mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny amin’ny teny nifanaovantsika izaho sy ianao dia indro fa anelanelako izaho sy ianao, mandrakizay, i Iaveh».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary momba ny dinam-pisakaizana nataontsika, dia ny TOMPO no hanelanelana antsika mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'ilay noresahintsika, dia izaho sy ianao, indro, Jehovah no vavolombelona amiko sy aminao mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny amin’ilay noresahantsika, izany hoe izaho sy ianao, indro, NY TOMPO no vavolombelona amiko sy aminao mandrakizay.
malagasy
Ary ny amin'ilay noresahintsika, dia izaho sy ianao, indro, Jehovah no vavolombelona amiko sy aminao mandrakizay.