1 Samuel 20:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niery tany an-tsaha i Davida. Nony tsinana ny volana dia nipetraka hihinana ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niery tany an-tsaha i Davida. Ary nony tonga ny tsinam-bolana, dia nipetraka hihinana teo amin’ny fanasana ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa niery tany an-tsaha i Davida. Rehefa tonga ny fetin’ny tsinam-bolana, dia nandray ny toerana fisakafoany ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida niery tany an-tsaha. Koa nony tsinam-bolana, dia nipetraka hihinana
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niery tany an-tsaha i Davida. Nony tsinana ny volana dia nipetraka hihinana ny mpanjaka.
malagasy
Ary Davida niery tany an-tsaha. Koa nony tsinam-bolana, dia nipetraka hihinana