1 Samuel 20:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nipetraka tahaka ny isanandro ihany ny mpanjaka, teo amin’ny toerana eo anilan’ny rindrina, ary i Jonatana dia nitsangana fa i Abnera no nipetraka teo anilan’i Saoly; foana kosa ny toeran’i Davida.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka araka ny fanao dia nipetraka teo amin’ny sezany ny mpanjaka, dia ilay seza manolotra ny rindrina, i Jônatasy nitsangana, ary i Abnera nipetraka teo anilan’i Saola, ary ny fipetrahan’i Davida dia foana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nipetraka teo amin’ny toerana mahazatra azy akaikin’ny rindrina ny mpanjaka; ny jeneraly Abinera no teo anilany ary i Jônatàna no teo anoloany, fa banga kosa ny toeran’i Davida.
Malagasy Bible 1865
teo amin'ny fipetrahany tahaka ny isanandro ihany ny mpanjaka, dia teo amin'ny fipetrahana teo anilan'ny rindrina, koa Jonatana nitsangana, fa Abnera nipetraka teo anilan'i Saoly; ary foana kosa ny fipetrahan'i Davida.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nipetraka tahaka ny isanandro ihany ny mpanjaka, teo amin’ny toerana eo anilan’ny rindrina, ary i Jonatana dia nitsangana fa i Abnera no nipetraka teo anilan’i Saoly; foana kosa ny toeran’i Davida.
malagasy