1 Samuel 20:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro faharoa, izany hoe ny ampitson’ny tsinam-bolana, dia mbola banga ihany ny toeran’i Davida ka hoy i Saoly tamin’i Jonatana zanany: Nahoana no tsy mba tonga nihinana ny zanak’i Jese omaly sy androany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ampitso, andro faharoan’ny volantsinana, mbola foana ihany ny fipetrahan’i Davida, ka hoy i Saola tamin’i Jônatasy zanany: «Nahoana ny zanak’i Isaï no tsy tonga tamin’ny fanasana, omaly sy androany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa ny ampitso, andro faharoan’ny fety, rehefa hitan’i Saoly fa mbola banga indray ny toeran’i Davida, dia nanontany an’i Jônatàna zanany izy hoe: –Nahoana ny zanakalahin’i Jisay no tsy nitranga tamin’ny sakafo na ny omaly na ny androany?
Malagasy Bible 1865
Ary nony tamin'ny andro faharoa dia ny ampitson'ny tsinam-bolana, ka mbola foana ihany ny fipetrahan'i Davida, dia hoy Saoly tamin'i Jonatana zanany: Ahoana no tsy mba nahatongavan'ny zanak'i Jese hihinana omaly sy androany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro faharoa, izany hoe ny ampitson’ny tsinam-bolana, dia mbola banga ihany ny toeran’i Davida ka hoy i Saoly tamin’i Jonatana zanany: Nahoana no tsy mba tonga nihinana ny zanak’i Jese omaly sy androany?
malagasy