1 Samuel 20:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary namaly an’i Saoly i Jonatana hoe: Niera fatratra tamiko i Davida mba hankany Betlehema
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jônatasy namaly an’i Saola: «Niera nanao lemozy tamiko i Davida ho any Betlehema,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Jônatàna namaly an’i Saoly: –Niera sy nitalaho mafy tamiko i Davida mba hankany Betlehema.
Malagasy Bible 1865
Ary Jonatana namaly an'i Saoly hoe: Davida niera fatratra tamiko hankany Betlehema
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary namaly an’i Saoly i Jonatana hoe: Niera fatratra tamiko i Davida mba hankany Betlehema
malagasy
Ary Jonatana namaly an'i Saoly hoe: Davida niera fatratra tamiko hankany Betlehema