1 Samuel 20:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy anefa i Jonatana tamin’ny rainy: Nahoana no hovonoina izy? Inona no nataony?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namaly an’i Saola rainy, i Jônatasy, ka nanao taminy hoe: «Ahoana no hovonoina izy? Fa naninona izy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa namaly an’i Saoly i Jônatàna hoe: –Nahoana no mendrika ho faty izy? Inona no ratsy nataony?
Malagasy Bible 1865
Ary Jonatana namaly an'i Saoly rainy ka nanao taminy hoe: Nahoana no hatao maty izy? Inona no nataony?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy anefa i Jonatana tamin’ny rainy: Nahoana no hovonoina izy? Inona no nataony?
malagasy
Ary Jonatana namaly an'i Saoly rainy ka nanao taminy hoe: Nahoana no hatao maty izy? Inona no nataony?