1 Samuel 20:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony maraina dia nandeha ho any an-tsaha i Jonatana tamin’ilay fotoana nifanaovany tamin’i Davida ary nisy zatovo nanaraka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ampitso maraina, dia nankany an-tsaha i Jônatasy araka ny nifanekeny tamin’i Davida. Ka nisy zazalahy kely anankiray nanaraka azy. Hoy izy tamin’ilay zazalahy:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ampitso maraina i Jônatàna dia lasa nankany an-tsaha ho any amin’ilay toerana nifanarahany tamin’i Davida. Nisy tovolahy iray niaraka tamin’i Jônatàna
Malagasy Bible 1865
Ary nony maraina, dia nivoaka nankany an-tsaha Jonatana tamin'ilay fotoana nataony tamin'i Davida, ary nisy zazalahy kely nanaraka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony maraina dia nandeha ho any an-tsaha i Jonatana tamin’ilay fotoana nifanaovany tamin’i Davida ary nisy zatovo nanaraka azy.
malagasy
Ary nony maraina, dia nivoaka nankany an-tsaha Jonatana tamin'ilay fotoana nataony tamin'i Davida, ary nisy zazalahy kely nanaraka azy.