1 Samuel 20:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga teo amin’ilay nisy ny zana-tsipìka nalefan’i Jonatana ilay zatovo dia nantsoin’i Jonatana izy hoe: Tsy ireo alohanao ireo va ny zana-tsipìka?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga teo amin’ny toerana nipetrahan’ny zana-tsipìka nalefan’i Jônatasy ny zazalahy, dia nantsoin’i Jônatasy ny zazalahy nataony hoe: «Moa tsy erỳ alohanao va ny zana-tsipìka?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nanatona ny toerana nitsatohan’ny zana-tsipîka ilehio, dia hoy i Jônatàna taminy: –Efa ireo nihoatra anao ireo ny zana-tsipîka.
Malagasy Bible 1865
Ary nony efa tonga teo amin'ilay nipetrahan'ny zana-tsipìka nalefan'i Jonatana ilay zazalahy, dia nantsoin'i Jonatana izy hoe: Tsy ireo alohanao ireo va ny zana-tsipìka?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga teo amin’ilay nisy ny zana-tsipìka nalefan’i Jonatana ilay zatovo dia nantsoin’i Jonatana izy hoe: Tsy ireo alohanao ireo va ny zana-tsipìka?
malagasy
Ary nony efa tonga teo amin'ilay nipetrahan'ny zana-tsipìka nalefan'i Jonatana ilay zazalahy, dia nantsoin'i Jonatana izy hoe: Tsy ireo alohanao ireo va ny zana-tsipìka?