1 Samuel 20:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niantso ilay zatovo i Jonatana hoe: Haingàna dia haingàna ka aza mijanonjanona. Ary ny zatovolahin’i Jonatana nanangona ny zana-tsipìka dia niverina teo amin’ny tompony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nantsoin’i Jônatasy indray ny zazalahy nataony hoe: «Mihazakazaha faingana fa aza mijanonjanona». Dia noraisin’io zazalahin’i Jônatasy io ny zana-tsipìka, ary niverina nankeo amin’ny tompony izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Faingàna ianao fa aza mijanonjanona. Nangonin’ilay mpanompo ny zana-tsipîka, dia niverina hankeny amin’ny tompony izy.
Malagasy Bible 1865
Ary Jonatana niantso ilay zazalahy hoe: Haingàna dia haingàna, ka aza mijanonjanona. Ary ny zazalahin'i Jonatana nanangona ny zana-tsipìka, dia nankeo amin'ny tompony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niantso ilay zatovo i Jonatana hoe: Haingàna dia haingàna ka aza mijanonjanona. Ary ny zatovolahin’i Jonatana nanangona ny zana-tsipìka dia niverina teo amin’ny tompony.
malagasy
Ary Jonatana niantso ilay zazalahy hoe: Haingàna dia haingàna, ka aza mijanonjanona. Ary ny zazalahin'i Jonatana nanangona ny zana-tsipìka, dia nankeo amin'ny tompony.