1 Samuel 20:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa ilay zatovo dia tsy nahalala na inona na inona fa i Jonatana sy i Davida ihany no nahalala ny anton’izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nahalala na inona na inona ilay zazalahy, fa i Jônatasy sy i Davida no nahafantatra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nahalala ny dikan’izany anefa ilay tovolahy, fa i Jônatàna sy i Davida ihany no nahafantatra.
Malagasy Bible 1865
Nefa ilay zazalahy tsy nahalala na inona na inona; fa Jonatana sy Davida ihany no nahalala ny anton'izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa ilay zatovo dia tsy nahalala na inona na inona fa i Jonatana sy i Davida ihany no nahalala ny anton’izany.
malagasy
Nefa ilay zazalahy tsy nahalala na inona na inona; fa Jonatana sy Davida ihany no nahalala ny anton'izany.