1 Samuel 20:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Jonatana tamin’i Davida: Na inona na inona no angatahinao dia hataoko aminao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jônatasy tamin’i Davida: «Na inona na inona ambaran’ny fanahinao, dia hataoko ho anao avokoa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy kosa i Jônatàna tamin’i Davida: –Inona àry no tianao hataoko aminao?
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jonatana tamin'i Davida: Na inona na inona no angatahinao, dia hatàoko aminao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Jonatana tamin’i Davida: Na inona na inona no angatahinao dia hataoko aminao izany.
malagasy
Dia hoy Jonatana tamin'i Davida: Na inona na inona no angatahinao, dia hatàoko aminao izany.