1 Samuel 20:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nomen’i Jonatana ilay zatovo ny fiadiany ka hoy izy taminy: Mandehana ka ento ho any an-tanàna ireto.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nomen’i Jônatsy an-drazazalahy izay niaraka taminy ny fiadiany ka hoy izy taminy: «Mandehana ento mankany an-tanàna ireto».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomen’i Jônatàna ny mpanompony ny fitaovam-piadiany, dia nasainy nentina any an-tanàna.
Malagasy Bible 1865
Dia nomen'i Jonatana ilay zazalahy ny fiadiany, ka hoy izy taminy: Mandehana, ka ento ho any an-tanàna ireto.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nomen’i Jonatana ilay zatovo ny fiadiany ka hoy izy taminy: Mandehana ka ento ho any an-tanàna ireto.
malagasy
Dia nomen'i Jonatana ilay zazalahy ny fiadiany, ka hoy izy taminy: Mandehana, ka ento ho any an-tanàna ireto.