1 Samuel 20:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Jonatana tamin’i Davida: Mandehana soa amantsara; fa efa nianiana tamin’ny anaran’NY TOMPO isika roa lahy hoe: NY TOMPO no vavolombelona amiko sy aminao ary amin’ny taranako sy ny taranakao mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jônatasy tamin’i Davida: «Mandehana amim-piadanana, fa efa samy nianiana tamin’ny Anaran’i Iaveh izaho sy ianao, nanao hoe: I Iaveh no anelanelako, izaho sy ianao, ary ny taranakao sy ny taranako, mandrakizay».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Jônatàna tamin’i Davida: –Mandehana ombàm-piadanana, fa efa samy nianiana tamin’ny anaran’ny TOMPO isika hoe: «Ny TOMPO anie hanelanelana ahy sy ianao ary ny taranako sy ny taranakao mandrakizay!»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jonatana tamin'i Davida: Mandehana soa aman-tsara; fa efa nianiana tamin'ny anaran'i Jehovah isika roa lahy hoe: Jehovah no vavolombelona amiko sy aminao ary amin'ny taranako sy ny taranakao mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Jonatana tamin’i Davida: Mandehana soa amantsara; fa efa nianiana tamin’ny anaran’NY TOMPO isika roa lahy hoe: NY TOMPO no vavolombelona amiko sy aminao ary amin’ny taranako sy ny taranakao mandrakizay.
malagasy